LAMPS Project Online Activities in Madagascar, 7-12 June 2021

Join the e-LAMPS online event next week for French and Malagasy high school and college students.
Message from Ikala STEM:
Ny ekipan’ny Ikala STEM Sub-Saharan African Chapter dia faly manasa antsika mpanaraka ny pejy fa indrindra ianareo mpianatra eny amin’ny kolejy sy lisea hanatrika ny hetsika e-LAMPS mandritra izao hamehana ara-pahasalamana izao.
  • Ny lohahevitra? « Ny siansa, antoky ny andavanandrotsika »
  • Rahoviana? Ny Alatsinainy 07 ka hatramin’ny Sabotsy 12 Jona 2021
  • Aiza? Ampitain-davitra (en ligne) avokoa ireo zana-pandaharana. Hisy amin’izy ireo no hotanterahina eto amin’ny pejy.